Mipololotra (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mipololotra toa tsy tanako
Toy ny setroka sigara
ny tononkira.serasera.org alaheloko ilay namako
Mikopakopaka mosoara
Mitrahotraho ny oran-ko avy
manembonembona aho izany
ny saiko no manavinavy
voton-tsento sy tomany

Lasa ianao , lasa ianao
tsy nanao veloma akory
ny aloka navelanao
mila tsy ahitako tory

lasa ianao fa tsy tamana
nahita lasy vaovao
mandehana ,mandehana
f’izaho ejrf aghqpv tsy hanakana anao
mahazaho izay ilaina
mahazaho izay tandrify
aza sendra taintaina
aza sendra areti-nify

Veloma ianao veloma ianao
f’izaho tsy hanadino akory!
vonona xhsncql aho ho namanao
raha misy zava-mampahory

Mipololotra....

RAOUL

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 8805
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Voara
Date : 10/01/2005 03:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0322