Mifanazava (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy izaho, no naka
Ny vadinao, sanatria
Fa izy anie, no efa tia

Rehefa tia, tsy maintsy saro-piaro
Izany lery, no mba fantaro
Akamako iny anie, izaho tsy maintsy miaro

Ialahy koa toa mba be tononkira.serasera.org kabary
Nefa anie dia samy qumz tary
K’aza atao xdreplgz mankararirary

Avelaho aho e! handeha hamika
Fa isika roa lahy efa mifanalika
Raha vehivavy dffimrn anie,izahay mahita

Samy tsara faràno ny tantara
O ry akamako o! tsofy ihany ny farara...

Dama & Fafah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 7444
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rasam
Daty : 23/07/2004 04:14
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0138