Manembona (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manembona aho reroy
Tapa-dia toa oayvka omby nafahy
Manembona ny hava-tsy foy
Lasa vetso sy very fanahy

Fa vitsika momba kitay
Ny ranomaso no cqkrc ahavozona ahy
Irery ilusf tsy misy mpihay
Singan’olona toa voahozona

Toy ny rahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
Raha tsy’sy ialofana tsy misy elo
Dia mandena mamely tsy miera

Ny alahelo no any sakaiza
Ny tsiahy no iondanana
Te hilefa kanefa mba ho aiza
Sara-tiana noho ny tsy fananana

Tsy ho ela tononkira.serasera.org ny lanitra ho manga
Hieretako ’zay zava-mitranga
Ny johary efa managasanga
Ny toerako any tsy hijanona ho banga

DADAH

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 6588
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Hasina
Daty : 30/10/2003 08:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05