Manembona (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manembona aho reroy
Tapa-dia toa omby nafahy
Manembona ny hava-tsy foy
Lasa vetso sy very fanahy
Fa vitsika momba kitay
Ny tononkira.serasera.org ranomaso no ahavozona ahy
Irery tsy misy mpihay
Singan’olona toa voahozona
Toy ny rahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
Raha tsy’sy ialofana fhwa tsy misy glcf elo
Dia mandena mamely psxhuu tsy miera
Ny alahelo no any sakaiza
Ny tsiahy no iondanana
Te hilefa kanefa mba ho aiza
Sara-tiana noho ny tsy fananana
Tsy ho ela ny lanitra ho manga
Hieretako ’zay zava-mitranga
Ny johary efa managasanga
Ny toerako any tsy hijanona ho banga
DADAH
Tapa-dia toa omby nafahy
Manembona ny hava-tsy foy
Lasa vetso sy very fanahy
Fa vitsika momba kitay
Ny tononkira.serasera.org ranomaso no ahavozona ahy
Irery tsy misy mpihay
Singan’olona toa voahozona
Toy ny rahona ny alahelo
Raha mavesatra dia mianjera
Raha tsy’sy ialofana fhwa tsy misy glcf elo
Dia mandena mamely psxhuu tsy miera
Ny alahelo no any sakaiza
Ny tsiahy no iondanana
Te hilefa kanefa mba ho aiza
Sara-tiana noho ny tsy fananana
Tsy ho ela ny lanitra ho manga
Hieretako ’zay zava-mitranga
Ny johary efa managasanga
Ny toerako any tsy hijanona ho banga
DADAH
--------
Lien:
