Lasa ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mipololotra tsy mety tana
Toy ny setroka sigara
Ny gnqi alahelo tsy hay rarana
Fa nirakitra ho tantara
Mavesatra ny vodilanitra
Manorana ny any ho any
Misy fofona manitra
Navelanao ho lasany
Lasa ianao, lasa ianao
tononkira.serasera.org Tsy nanao veloma akory
Fa nahita vaovao
Iarahanao matory
Mipololotra tsy mety tana …
Mavesatra zbbmcng ny vodilanitra …
Lasa xksb ianao, lasa ianao …
MAHALEO
Toy ny setroka sigara
Ny gnqi alahelo tsy hay rarana
Fa nirakitra ho tantara
Mavesatra ny vodilanitra
Manorana ny any ho any
Misy fofona manitra
Navelanao ho lasany
Lasa ianao, lasa ianao
tononkira.serasera.org Tsy nanao veloma akory
Fa nahita vaovao
Iarahanao matory
Mipololotra tsy mety tana …
Mavesatra zbbmcng ny vodilanitra …
Lasa xksb ianao, lasa ianao …
MAHALEO
--------
Link:
