Lasa ianao (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mipololotra tsy mety tana
Toy ny setroka sigara
Ny alahelo tsy hay rarana
Fa nirakitra ho tantara
Mavesatra ny vodilanitra
Manorana ny any ho any
Misy fofona manitra
Navelanao ho lasany
tononkira.serasera.org Lasa ianao, lasa ianao
Tsy nanao veloma akory
Fa nahita vaovao
jsfxmeoo Iarahanao matory
Mipololotra tsy mety tana …
Mavesatra ny vodilanitra …
frbwu Lasa ianao, iwtuiomg lasa ianao …
MAHALEO
Toy ny setroka sigara
Ny alahelo tsy hay rarana
Fa nirakitra ho tantara
Mavesatra ny vodilanitra
Manorana ny any ho any
Misy fofona manitra
Navelanao ho lasany
tononkira.serasera.org Lasa ianao, lasa ianao
Tsy nanao veloma akory
Fa nahita vaovao
jsfxmeoo Iarahanao matory
Mipololotra tsy mety tana …
Mavesatra ny vodilanitra …
frbwu Lasa ianao, iwtuiomg lasa ianao …
MAHALEO
--------
Lien:
