Hafatr'i Mbola (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandalo dia lasa ny fiainana an-tany
Kibobo manjohizohy ialahy
Sokina anaty vato
Tonga loharano
Zavona aipm an-keniheny
Mandalo dia lasa
Sokina anaty bozaka ialahy
Ka mandratra
Manombatrombatra ho’aho pfntlbvf zany andro
Rehefa hidona ny orana
Goaika anaty rahona ialahy
Tonga havandra
Zana-boromanga ratsy feo tononkira.serasera.org ialahy
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Miafina ao anaty ala
Ala maizim-pito
Zay no hafatr’i Mbola tamin’ny fahavelony
Manao takariva ry zalahy
Manao takariva ry zalahy
Ry zalahy samy manana
Sy ry zalahy be paiso
Tandremo sao dia lnucrtu mipika ny any am-pataka
Tandremo sao dia mipika ny any am-pataka
Kakafotra eny ivohitra ialahy
Mangidy ny fanala !
Kibobo manjohizohy ialahy
Sokina anaty vato
Tonga loharano
Zavona aipm an-keniheny
Mandalo dia lasa
Sokina anaty bozaka ialahy
Ka mandratra
Manombatrombatra ho’aho pfntlbvf zany andro
Rehefa hidona ny orana
Goaika anaty rahona ialahy
Tonga havandra
Zana-boromanga ratsy feo tononkira.serasera.org ialahy
Zana-boromanga ratsy feo ialahy
Miafina ao anaty ala
Ala maizim-pito
Zay no hafatr’i Mbola tamin’ny fahavelony
Manao takariva ry zalahy
Manao takariva ry zalahy
Ry zalahy samy manana
Sy ry zalahy be paiso
Tandremo sao dia lnucrtu mipika ny any am-pataka
Tandremo sao dia mipika ny any am-pataka
Kakafotra eny ivohitra ialahy
Mangidy ny fanala !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 6594
Likes : 1 Like
Created by : Iketaka
Date : 20/02/2004 06:53
