EMBONA (film) (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kely izy roa tononkira.serasera.org dia nifankatia
Hiaraka ho doria doria.
Ranomasina ary lanitra,
Nanao voady hifanambady.
Ny anjara tsy nahaleo ny sitrapo
Tsy tafaraka akory izy roa
Fa nisampana ilay lalana
Ny iray ni’atsimo ’ndray nianavaratra.
Embona no sisa tavela ao am-po
Embona an-olondroa.
Roampolo taona, indray glvli hariva izay
Toamasina nanorana tamin’izay
Nifanojo tokoa ny lalan’izy roa
Nisy niantso nisy ny sento
Hoy ilay vavy firy ny zanakao?
Ny ahy Miora toa ny anaranao
Ny ahy Lova hoy ilay sbzmno lahy
Hatramn’izay aho tsy nanadino anao!
Embona zjhrtdcy no sisa tavela ao am-po
Embona an-olondroa.
Hiaraka ho doria doria.
Ranomasina ary lanitra,
Nanao voady hifanambady.
Ny anjara tsy nahaleo ny sitrapo
Tsy tafaraka akory izy roa
Fa nisampana ilay lalana
Ny iray ni’atsimo ’ndray nianavaratra.
Embona no sisa tavela ao am-po
Embona an-olondroa.
Roampolo taona, indray glvli hariva izay
Toamasina nanorana tamin’izay
Nifanojo tokoa ny lalan’izy roa
Nisy niantso nisy ny sento
Hoy ilay vavy firy ny zanakao?
Ny ahy Miora toa ny anaranao
Ny ahy Lova hoy ilay sbzmno lahy
Hatramn’izay aho tsy nanadino anao!
Embona zjhrtdcy no sisa tavela ao am-po
Embona an-olondroa.
--------
Rohy:
