Ampidiro aloha ny tenimiafina
EMBONA (film)
Embona (film) Capo 1ere case Accords mety ho sarotra: F#7: 244352 D9/F#: 2XX230 Dsus4: XX0233 Eb7dim : XX1212 NB: D/F# dia midika fa ny accord dia D ary ny basse dia F# D F#7 B Am Kely izy roa dia nifankatia G Bm Em Hiaraka ho doria doria. C Cm G D9/F# Em Ranomasina ary lanitra, C Bm Am A7/A-B-C# (basse) Nanao voady hifanambady. (miverina toy ny teo ambony ny accords rehetra eto) Ny anjara tsy nahaleo ny sitrapo Tsy tafaraka akory izy roa Fa nisampana ilay lalana Ny iray ni'atsimo 'ndray nianavaratra. Fiverenana: Dsus4 D/F# G Embona no sisa tavela ao am-po Eb7dim G D9/F# G A7/A-B-C# (basse) Embona an-olondroa. (miverina toy ny teo ambony ny accords rehetra eto) Roampolo taona, indray hariva izay Toamasina nanorana tamin'izay Nifanojo tokoa ny lalan'izy roa Nisy niantso nisy ny sento Hoy ilay vavy firy ny zanakao? Ny ahy Miora toa ny anaranao Ny ahy Lova hoy ilay lahy Hatramin'izay aho tsy nanadino anao! Dsus4 D/F# G Embona no sisa tavela ao am-po Eb7dim G D9/F# G B7 Embona an-olondroa. Em Am F Fm C E/B Am F G C 4 may 2006. Soso-kevitra, fanitsiana, manorata amin’i: vaomiera@caramail.com
