Andro ririnina (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ny fanananao harena
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy rbwyvdfi volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana eh!! no dia mroieex havela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro aza aki eh!!
Tsy mamiratra noho ianao
Maizimaizina ny aty eh!!
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny faniriako
Naleonao nangarika
Toy izay hanatrika ny hakiviako
Lasa ianao toy ny andro jictw ririnina
Nitondra tsitra tsy taratra
Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy ny helanelan-tany
No hanova izato foko
Eny na dia lavitra ihany
Ianao no ho tsarovako tononkira.serasera.org
No hampiova ny fitiavako
Fa na misy na tsy misy rbwyvdfi volamena
Ianao no mba hany firavako
Ity foko efa tery
Feno fitiavana anao
Nahoana eh!! no dia mroieex havela irery
Moa va tsy mendrika anao?
Na ny masoandro aza aki eh!!
Tsy mamiratra noho ianao
Maizimaizina ny aty eh!!
Raha toa ka hilaozanao
Feno rahona ny lanitra
Rava ny faniriako
Naleonao nangarika
Toy izay hanatrika ny hakiviako
Lasa ianao toy ny andro jictw ririnina
Nitondra tsitra tsy taratra
Izaho kosa mitomany toa zaza nariana
Irery tratra andro fahavaratra
Tsy ny helanelan-tany
No hanova izato foko
Eny na dia lavitra ihany
Ianao no ho tsarovako tononkira.serasera.org
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 25364
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 29/10/2001 15:10
