Ho eo foana aho (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy adinoko ela tpqpgp izay
Reo sedram-pitiavanay
Tafaray ihany izaho sy ianao
Satria efa tendry izany
Hmm
Matevina tsy hay atao
Reo fefy thubxeu niaro ahy sy anao
Niala maina avokoa
Reo ratsy loha
Lay toetra nataonao
Dia fanefenao ahy
Zao tsika roa matotra
Lay fitia tsy very
Feno aina sy mwcz hery
(Ka ho tia foana aho)
Fandresena ho ahy
Fandresena ho ahy, anao
Ilay famihina
Hioty mangina reo hatsaranao
Hitohy tsisy hamaha
Ny fitiavantsika mifamatotra
Lazao sy ankalazao
Ny tononkira.serasera.org tantarantsika hitoetra, hitoetra hatrany
Reo sedram-pitiavanay
Tafaray ihany izaho sy ianao
Satria efa tendry izany
Hmm
Matevina tsy hay atao
Reo fefy thubxeu niaro ahy sy anao
Niala maina avokoa
Reo ratsy loha
Lay toetra nataonao
Dia fanefenao ahy
Zao tsika roa matotra
Lay fitia tsy very
Feno aina sy mwcz hery
(Ka ho tia foana aho)
Fandresena ho ahy
Fandresena ho ahy, anao
Ilay famihina
Hioty mangina reo hatsaranao
Hitohy tsisy hamaha
Ny fitiavantsika mifamatotra
Lazao sy ankalazao
Ny tononkira.serasera.org tantarantsika hitoetra, hitoetra hatrany
--------
Rohy:
