Ho eo foana aho (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy adinoko ela izay
Reo sedram-pitiavanay
Tafaray ihany izaho sy ianao
Satria efa tendry tononkira.serasera.org izany
Hmm
Matevina tsy hay atao
Reo fefy niaro ahy sy anao
Niala maina avokoa
Reo bcfus ratsy loha
Lay toetra nataonao
Dia fanefenao ahy
Zao tsika roa matotra
Lay fitia bmkkzwo tsy very
Feno aina sy hery
(Ka ho tia foana aho)
Fandresena ho ahy
Fandresena ho ahy, anao
Ilay famihina
Hioty mangina reo hatsaranao
Hitohy tsisy hamaha
Ny fitiavantsika mifamatotra
Lazao tudiooia sy ankalazao
Ny tantarantsika hitoetra, hitoetra hatrany
Reo sedram-pitiavanay
Tafaray ihany izaho sy ianao
Satria efa tendry tononkira.serasera.org izany
Hmm
Matevina tsy hay atao
Reo fefy niaro ahy sy anao
Niala maina avokoa
Reo bcfus ratsy loha
Lay toetra nataonao
Dia fanefenao ahy
Zao tsika roa matotra
Lay fitia bmkkzwo tsy very
Feno aina sy hery
(Ka ho tia foana aho)
Fandresena ho ahy
Fandresena ho ahy, anao
Ilay famihina
Hioty mangina reo hatsaranao
Hitohy tsisy hamaha
Ny fitiavantsika mifamatotra
Lazao tudiooia sy ankalazao
Ny tantarantsika hitoetra, hitoetra hatrany
--------
Link:
