Ho eo foana aho (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy adinoko ela izay
Reo sedram-pitiavanay
Tafaray ihany izaho sy ianao
Satria efa tendry hhlkjuts izany
Hmm
Matevina tsy hay atao
Reo fefy niaro ahy sy tononkira.serasera.org anao
Niala maina avokoa
Reo ratsy loha
Lay toetra nataonao
Dia fanefenao ahy
Zao yspw tsika roa matotra
Lay fitia tsy very
Feno aina uacpyqw sy hery
(Ka ho tia foana aho)
Fandresena ho ahy
Fandresena ho ahy, anao
Ilay famihina
Hioty mangina reo hatsaranao
Hitohy tsisy hamaha
Ny fitiavantsika mifamatotra
Lazao sy ankalazao
Ny tantarantsika hitoetra, hitoetra hatrany
Reo sedram-pitiavanay
Tafaray ihany izaho sy ianao
Satria efa tendry hhlkjuts izany
Hmm
Matevina tsy hay atao
Reo fefy niaro ahy sy tononkira.serasera.org anao
Niala maina avokoa
Reo ratsy loha
Lay toetra nataonao
Dia fanefenao ahy
Zao yspw tsika roa matotra
Lay fitia tsy very
Feno aina uacpyqw sy hery
(Ka ho tia foana aho)
Fandresena ho ahy
Fandresena ho ahy, anao
Ilay famihina
Hioty mangina reo hatsaranao
Hitohy tsisy hamaha
Ny fitiavantsika mifamatotra
Lazao sy ankalazao
Ny tantarantsika hitoetra, hitoetra hatrany
--------
Lien:
