Fitadiavana (Mage 4)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fitadiavana
Sendran’izay vitan-dratsy
Ka pstuf nangidy ny fiainana
Tsy nisy nanampy
Fa nitazana ny be sandry
Sady vao maika nanidy ny vavahadiny
Aza mba miandry ny ampitso fa ny anio dia mitady
Ny tany ambany izay lasa ambony
Tsy mba niandry teo ampandriana spuq
Fa nanohy ireo lalana nofidiany
Na lalana misy hazavana, na feno aizina
Aza mba naman’ny aizina, sao voahozona
Fa ny fitadiavana mbola hitohy
K’aleo ny tsy fahombiazana tsy hahakivy
Tsy fiandry intsony ny hatsebohan’ny hafa
Izay fomba mwdab hahatody anao ataovy tononkira.serasera.org avokoa
Be dia be ireo fahavalo, k’aleo mailo izay vao mandalo
Mafimafy ireo ezaka izay mbola atao
Zaran’ireo tsy tia anao, ianao, ho rendrika
Fidio ihany izay ho famindra izay vao mandeha
Mage 4

--------
Rohy: