Vohitra manga (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fahitako anareo
Manjary hahatsiarovako ny any
Ny any aminay, miverina ao an-tsaina avy hatrany
Ilay vohitra manga
Vao tazana manangasanga
Avy any ambadika lavitra
Manaitra sy mahafinaritra
Ny fahitako anareo
Tsy hitoetra fa sendra mandalo
Mampahatsiahy ny fahiny
Nikorana sy niara-nifaly
Tamin’ireo sakaiza
Sy ireo ray aman-dreny nitaiza
Miandry ny ampitso hatrany
Mandra-podiko hiverina ho any
Mba vangivangio matetitetika raha azo atao
Ny andro hihaonana sarobidy, hambarako anao
Dia hotsaroana avy hatrany htzimdj fa hay tsy dia very tsy akory
Ny hifankahitana, vths manala ny sorisory
Fidiny ve hoy ianao ka lasa nivarina an-tsiraka
Ny fitadiavana mahazaka maniraka
Ny tsy andehanana mody, mafy loatra ka aza manody
tononkira.serasera.org Ny hany fanantenana
ywaee Dia mbola hiverina ho any an-tànana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ludger AndrianjakaVisites : 8122
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 05/09/2003 11:23