Ny adiadinay fahiny (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny adiadinay fahiny
Manjary ahalelovako azy
Mandainga izay tsy hanan-tsiny
Dia izany ve no hanjary ho sazy
Ny hijanonana tsy hiaraka
Hifandao sy hisaraka
Hifonako ny tononkira.serasera.org lasa
Izay heviny no asa
Vetsom-pitiavana ao anaty
Afo ao am-po tsy mety maty
No miantsoantso ka mihira
Miverena indray ka midira
Ny fhwle fisarahan-toerana ela
Mampitadidy ny andro lasa
Iza no tsy hifamela
Hanova ho tsara ny fikasa
Raha ho tapaka ny tady
Izay namatotra azy izay
Tsy ekeko raha ny adiady
No hamoizana mandrakizay
Fandalovana ekzs ny eto an-tany
Aoka re mba hifamela ihany
Vita ny hira ka indro aho manontany
Hody ve hono izany dgghc havako izany
Manjary ahalelovako azy
Mandainga izay tsy hanan-tsiny
Dia izany ve no hanjary ho sazy
Ny hijanonana tsy hiaraka
Hifandao sy hisaraka
Hifonako ny tononkira.serasera.org lasa
Izay heviny no asa
Vetsom-pitiavana ao anaty
Afo ao am-po tsy mety maty
No miantsoantso ka mihira
Miverena indray ka midira
Ny fhwle fisarahan-toerana ela
Mampitadidy ny andro lasa
Iza no tsy hifamela
Hanova ho tsara ny fikasa
Raha ho tapaka ny tady
Izay namatotra azy izay
Tsy ekeko raha ny adiady
No hamoizana mandrakizay
Fandalovana ekzs ny eto an-tany
Aoka re mba hifamela ihany
Vita ny hira ka indro aho manontany
Hody ve hono izany dgghc havako izany
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ludger AndrianjakaHits : 9232
Likes : 0 Like
Created by : Narihe
Date : 07/11/2003 11:21
