Ity hirako ity (Ludger Andrianjaka)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
moa ftfayxoc ve fantatrao na mba azonao antsaina
f'izao hira izao natokako anao
inoko fa raha mihaino dia hanaiky
ka hizara amiko ny vetsovetso ny ao ampoko
raha namoron'ity hiry ity dia fantaro
fa ny endrikao, ny fitsikinao
no hitako raha toa nakipiko ny masoko
tsy vitako io raha tsy teo ianao
eny, eny tsy mbola fantatro izay hevitrao
na ho tianao izao hiry izao
asalahy na ho fifaliana, na ho fijaliana
na ho fiafiana, na ho tononkira.serasera.org faniriana, na ho hakiviana? ny fanotaniana tinao ve ny hirako?
raha namboraka ny faniriny
ny foko nisalasala
mibitsika aminao vrraepzq izay tsiny
aleo ny ahy no lao
i
hihira, hihira satria ny angotingoty, tambitamby tiany atoa
tsy hainy raha tsy an-kira
henoy ange, hekenao ve?
fa ho anao ty hirako ity
dia ho very maina ve?
ny faniriako, ny tknnpjq vetsovetsoko? asalahy
asanao,
raha izany farany anio no hikaloko
ity hirako ity, nefa inoako fa any aoriana any
na ho aingana, na ho ela
mbola ho tadidinao ary,,,
ary ho fantatrao fa hay efa nitsiry
tao anatinao ny fitiavana ity hirako ity
ITY HIRAKO ITY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ludger AndrianjakaVisites : 2902
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : dina ratovomalala
Date : 11/03/2015 18:14