Mampitempo ny fo (Lola (lahy))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
  Hatry ny ela be no efa nanairiako anao
   Ity foko izay tsy mitsahitry ny mitempi anao
    Mangotraka hatrizay ilay afo pitiavana
  zfvkv    Miboiboika ka tsy tana ny hafanana

Ny fitiavako rehetra
Omeko tsisy fetra
Ho anao irery ihany
Na ny aiko aza foiko raha ilaina izany

Ref: Tiako ianao ooo
         Omeko ny fitiavako
          Ahy ianao ooo
  qzeaus           Ra mikoriana anatiko
              Ianao ooo
                 Ianao no mampisento mampitempo ny fo

Ny ho avy ao aoriana Inoako fa hamiratra
Hilamona hampifaliana Hanilan'ny tiana
Ireo dimby sy fara Vao tononkira.serasera.org maika hanamafy  Indray ny tantara  
Tena fianakaviana Tsy ho lany hamamiana
    Mikoriana hatrany anaty
    Fitiavana tsy mety maty
    Modely ,mandrak'izay doria
     Ilay fitia ooooo

  Ref:
  
         Tsy ho voarebirebin'izay fakampanahy
         N'iza n'iza hanakatsakana ny anay
         lpce Ho sasa poana ireo izay ,
         Te hikasa, ny handrava,ny fitiavanay
  Ref::
                By: Thents

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)
Vangy : 15341
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : thents
Daty : 31/05/2017 15:00
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0141