Dieny izao (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandehana dieny mbola malaina
Tsarovy foana Andriamanitra
Matetika mantsy raha metimety ny atao
Adinodinonao
Voafitaka koa indraindray
Vao hoe fahaizanao
Ireny fahombiazana amin'ny fiainana
Ref:
Diso ianao, dtdqjfhu raha mihevitra
Fa noho ny herinao ny fahombiazana
Aza miandry kapoka, tojo ny mafy sy sarotra
Vao hidododo, hiantsoantso ny Anarany
Dieny izao ankino aminy wxvnda ny fiainanao
Fa Izy Ilay mandrakizay
Mendrika antsoinao hoe tkvkur "Ray Andriamanitra".
Fahasoavana mandrakizay
Ny manaradia ny Ray
Tsy misy ahiana ny ety an-tany
Indrindra ny any an-koatra any
Raha nantsoiko ianao
Fanavotana Ahy
Satria dia miery tononkira.serasera.org ny fahaverezana
Diso ianao ...
Tena paradisa ny eo ampelatanany
Tsy hatahotra aho manana azy
...
Diso ianao ...
Tsarovy foana Andriamanitra
Matetika mantsy raha metimety ny atao
Adinodinonao
Voafitaka koa indraindray
Vao hoe fahaizanao
Ireny fahombiazana amin'ny fiainana
Ref:
Diso ianao, dtdqjfhu raha mihevitra
Fa noho ny herinao ny fahombiazana
Aza miandry kapoka, tojo ny mafy sy sarotra
Vao hidododo, hiantsoantso ny Anarany
Dieny izao ankino aminy wxvnda ny fiainanao
Fa Izy Ilay mandrakizay
Mendrika antsoinao hoe tkvkur "Ray Andriamanitra".
Fahasoavana mandrakizay
Ny manaradia ny Ray
Tsy misy ahiana ny ety an-tany
Indrindra ny any an-koatra any
Raha nantsoiko ianao
Fanavotana Ahy
Satria dia miery tononkira.serasera.org ny fahaverezana
Diso ianao ...
Tena paradisa ny eo ampelatanany
Tsy hatahotra aho manana azy
...
Diso ianao ...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 9004
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : IMR
Daty : 27/06/2010 08:37
