Aleo ho tohizanay (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao irery, tsy an-tery
F’efa ela no nifoha
Ny safidin’ny fo
Ho tia anao, iray ihany tononkira.serasera.org isika
Na dia tsy mistovy
Na tomany na tsiky
Samy efa nandramantsika
Hatrizay, hatramin’izao
ref:
Fa rehefa tia dia aleo ho tohizana mandrakizay
Mandrakizay ny fifankatiavanay
Dia ho tanteraka ny lwedsoxd toky izay nifanaovana
Hifankatia tsy hifankalao, "ianao sy izaho"
Raha ny mosika, sy ianao
Dia afaka miara-dia
Fanafody ny fitia anilanao
Ianao ihany
No ccyfvog tiako hitoetra
Amin’ny androko rehetra
Mitovy tempo ny fontsika
Mba kjkxse ho izay "ianao sy izaho"
F’efa ela no nifoha
Ny safidin’ny fo
Ho tia anao, iray ihany tononkira.serasera.org isika
Na dia tsy mistovy
Na tomany na tsiky
Samy efa nandramantsika
Hatrizay, hatramin’izao
ref:
Fa rehefa tia dia aleo ho tohizana mandrakizay
Mandrakizay ny fifankatiavanay
Dia ho tanteraka ny lwedsoxd toky izay nifanaovana
Hifankatia tsy hifankalao, "ianao sy izaho"
Raha ny mosika, sy ianao
Dia afaka miara-dia
Fanafody ny fitia anilanao
Ianao ihany
No ccyfvog tiako hitoetra
Amin’ny androko rehetra
Mitovy tempo ny fontsika
Mba kjkxse ho izay "ianao sy izaho"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 5106
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tia
Daty : 01/07/2006 08:36
