Aleo ho tohizanay (Lola (lahy))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao tononkira.serasera.org irery, tsy an-tery
F’efa ela no nifoha
Ny safidin’ny fo
Ho tia anao, iray ihany isika
Na dia tsy mistovy
Na tomany na tsiky
Samy efa eainvphq nandramantsika
Hatrizay, hatramin’izao
ref:
Fa wkhz rehefa tia dia aleo ho tohizana mandrakizay
Mandrakizay ny fifankatiavanay
Dia ho tanteraka ny toky izay nifanaovana
Hifankatia tsy hifankalao, "ianao lzkcat sy izaho"
Raha ny mosika, sy ianao
Dia afaka miara-dia
Fanafody ny fitia anilanao
Ianao ihany
No tiako hitoetra
Amin’ny androko rehetra
Mitovy tempo ny fontsika
Mba ho izay "ianao sy izaho"
F’efa ela no nifoha
Ny safidin’ny fo
Ho tia anao, iray ihany isika
Na dia tsy mistovy
Na tomany na tsiky
Samy efa eainvphq nandramantsika
Hatrizay, hatramin’izao
ref:
Fa wkhz rehefa tia dia aleo ho tohizana mandrakizay
Mandrakizay ny fifankatiavanay
Dia ho tanteraka ny toky izay nifanaovana
Hifankatia tsy hifankalao, "ianao lzkcat sy izaho"
Raha ny mosika, sy ianao
Dia afaka miara-dia
Fanafody ny fitia anilanao
Ianao ihany
No tiako hitoetra
Amin’ny androko rehetra
Mitovy tempo ny fontsika
Mba ho izay "ianao sy izaho"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lola (lahy)Vangy : 5042
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tia
Daty : 01/07/2006 08:36
