Ry Zokiko (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1) tononkira.serasera.org Ry Zandriko ooo,Ry zokiko ooo
Andao hiala oialc amin'ny toetra tsy manjary
Fa tsy mahavonjy sady halanJanahary
Anao zay smjmjfaz mbola misotro toaka(Miala)
Anao zay mifoka sigiara( Miala)
Anao zay mbola manompo sampy
Ambadi-m-badika io eeh
Avelao fa tsy mahasoa anao
(2)-Ry havako ooo,Ry namako ooo
Andao hiala min'ny toetra tsy manjary
Fa tsy mahavonjy mldpuj sady halanJanahar

--------
Rohy: