You are here: home > Tononkira > LES JUVES

O Veloma (LES JUVES)

https://tononkira.serasera.org/hira/les-juves/o-veloma-1

1-Aza tomany aza malahelo
Raha manao veloma izahay
Tapitra eto re ny fotoana
Zay niarahana nilalao
Refrain:
  Ôô veloma ô veloma
   Hoanareo ry havako ô
   Fa any ho any tononkira.serasera.orgmbola hihaona
   Re isika ry havako ô

2-Ho anareo izay mahatsiaro
Any Tsilaintafika no misy anay
Reo hirahira sy kilalao
Raiso re ho fahatsiarovana


ANDRIANAHINA
JEAN LEOPOLD JUVENOT
TSILAINTAFIKA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : LES JUVES
Mpamaky : 178
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : hirajuves
Tamin'ny : 26/04/2019 17:39:29
ID : 11583

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo