O Veloma (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Aza tomany aza malahelo
Raha manao veloma izahay
Tapitra eto re ny fotoana
Zay niarahana nilalao
Refrain:
Ôô veloma ô veloma
Hoanareo ry havako qfmrv ô
Fa any ho any qdwd mbola hihaona
Re isika ry havako ô
2-Ho anareo izay wjia mahatsiaro
Any Tsilaintafika no misy anay
Reo tononkira.serasera.org hirahira sy kilalao
Raiso re ho fahatsiarovana
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPOLD JUVENOT
TSILAINTAFIKA
Raha manao veloma izahay
Tapitra eto re ny fotoana
Zay niarahana nilalao
Refrain:
Ôô veloma ô veloma
Hoanareo ry havako qfmrv ô
Fa any ho any qdwd mbola hihaona
Re isika ry havako ô
2-Ho anareo izay wjia mahatsiaro
Any Tsilaintafika no misy anay
Reo tononkira.serasera.org hirahira sy kilalao
Raiso re ho fahatsiarovana
ANDRIANAHINA
JEAN LEOPOLD JUVENOT
TSILAINTAFIKA
--------
Lien:
