Miderà an'i Jehovah (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Miderà an'i Jehovah
Miantsoà inbvdtrn ny anarany
Mihirà ho azy
Mankalazà azy
Saintsaino ny fahagagana nataony
Refrain;
Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina
Manerana ny tany ny voninahiny
Fa lehibe Jehovah ka mendrika
Fa lehibe ny asany
2-Mihirà hoan'i Jehovah
Ry olombelona
Lazao isan'andro Ireo asany
Mihirà curgoi ho azy
Mankalazà azy
Mahatsiarova ny fahagagana tononkira.serasera.org syfgzi nataony
SEKOLY ALAHADY
FKFT TSILAINTAFIKA
LEOPAUL
Miantsoà inbvdtrn ny anarany
Mihirà ho azy
Mankalazà azy
Saintsaino ny fahagagana nataony
Refrain;
Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina
Manerana ny tany ny voninahiny
Fa lehibe Jehovah ka mendrika
Fa lehibe ny asany
2-Mihirà hoan'i Jehovah
Ry olombelona
Lazao isan'andro Ireo asany
Mihirà curgoi ho azy
Mankalazà azy
Mahatsiarova ny fahagagana tononkira.serasera.org syfgzi nataony
SEKOLY ALAHADY
FKFT TSILAINTAFIKA
LEOPAUL
--------
Lien:
