Jesosy o (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)- Jesosy o,indreto izahay
Misaitra sy midera ny anaranao
Faly sy miravoravo ka
Manolo-piderana ho anao



Fiverenana :
                       Faly miravoravo
                       tononkira.serasera.org Velon'aina izahay
                       Voninahitra aminn' ny avo
     lyhxgqnb                   Hian'Andriamanitra


(2)-Jesosy o, indreto izahay
Mihoby sy manolotra dnufq fisaorana
Faly dqglihqj sy mihirahira hoe:
Voninahitra anie ho anao




Tarika:FTF
Chef dea coeurs :LES JUVES
Vavatenina octobra 2019

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 1798
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 19/11/2018 18:18
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0781