Jesosy o (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)- Jesosy o,indreto izahay
Misaitra sy midera ny anaranao
Faly sy miravoravo ka
Manolo-piderana ho anao



Fiverenana :
                       Faly miravoravo
            swduf            Velon'aina izahay
                       Voninahitra aminn' ny avo
                       xetrqi Hian'Andriamanitra


(2)-Jesosy o, indreto izahay
Mihoby sy manolotra fisaorana
Faly sy mihirahira wjvsojit hoe:
Voninahitra anie ho anao




Tarika:FTF
Chef dea coeurs tononkira.serasera.org :LES JUVES
Vavatenina octobra 2019

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0767