HIRA FANEVA FAHA 5TAONA FTF (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)- Feno dimy taona no nijoroanay
Nihira sy nanandra-peo tetiamin'ny
Fiangonana Tsilaintafika
Sy manerana ny fitandremana

(2)-Nandritra dimy taona nijoroanay
Nisedra olana sy niatrik'ady mahamay
Nefa kosa re tsy ho foana
Ny fanantenanay hatramin'ny farany

(3)-Sekoly Alahady no nijoroanay
Nandritra izay dimy taona efa lasa izay
Feon'ny Trompetra Famonjena
No anaranay izay iantsoana

Refrain:
Ka mahereza hianao ry FTFT ooo
Ho fitoriana an'i Jesoa Kristy
Amin'ny alalan'ireo hira sy fitondrantena
Aoka hi fitaratra hianao


Vavatenina le 28 nov 2019
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : LES JUVES
Vangy : 641
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : hirajuves
Daty : 27/11/2019 23:00
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0731