HIRA FANEVA FAHA 5TAONA FTF (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(1)- Feno dimy taona no nijoroanay
Nihira sy nanandra-peo tetiamin'ny
Fiangonana Tsilaintafika
Sy manerana ny fitandremana
(2)-Nandritra dimy taona nijoroanay
Nisedra olana sy niatrik'ady mahamay
Nefa kosa re tononkira.serasera.org tsy ho foana
Ny fanantenanay hatramin'ny farany
(3)-Sekoly Alahady no nijoroanay
Nandritra izay dimy taona efa lasa yzncvy izay
Feon'ny Trompetra Famonjena
No anaranay izay iantsoana
Refrain:
Ka mahereza hianao ry FTFT ooo
Ho fitoriana bzlcxgv an'i Jesoa Kristy
Amin'ny alalan'ireo hira wsyw sy fitondrantena
Aoka hi fitaratra hianao
Vavatenina le 28 nov 2019
Nihira sy nanandra-peo tetiamin'ny
Fiangonana Tsilaintafika
Sy manerana ny fitandremana
(2)-Nandritra dimy taona nijoroanay
Nisedra olana sy niatrik'ady mahamay
Nefa kosa re tononkira.serasera.org tsy ho foana
Ny fanantenanay hatramin'ny farany
(3)-Sekoly Alahady no nijoroanay
Nandritra izay dimy taona efa lasa yzncvy izay
Feon'ny Trompetra Famonjena
No anaranay izay iantsoana
Refrain:
Ka mahereza hianao ry FTFT ooo
Ho fitoriana bzlcxgv an'i Jesoa Kristy
Amin'ny alalan'ireo hira wsyw sy fitondrantena
Aoka hi fitaratra hianao
Vavatenina le 28 nov 2019
--------
Link:
