Famonjena (LES JUVES)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay hianao Jesoa
Namita famonjena
Nandritra ny andro sarotra teo aminao
Izay nanaovanao sorona ny ainao hamonjy anay
Ny rànao izay tao gologota,no nanadio anay ho gaok afak'eloko,
Indro hianao nijaly namita famonjena
Torovana sy reraka
Kanefa nisolo aina anay
Ny fasana nivoha fa ts nahatana anao
Na maty aza gxbq fa nitsangana hianao
Izany tononkira.serasera.org no voasotra mba hjqgl ahatanteraka
Fa ny zanak'olona ho faty
Ary hitsangana amin'andro izay fahatelo
ANDRIANAHINA
Jean Leo-paul Juvenot
TSILAINTAFIKA

--------
Rohy: