Famonjena (LES JUVES)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaoranay hianao Jesoa
Namita famonjena
Nandritra ny andro sarotra teo aminao
Izay nanaovanao sorona ny ainao hamonjy anay

Ny rànao izay tao gologota,no tononkira.serasera.org nanadio anay ho afak'eloko,
Indro hianao ywxyo nijaly namita famonjena
Torovana sy reraka
Kanefa nisolo aina anay

Ny fasana nivoha xnxdp fa ts nahatana anao
Na maty aza fa nitsangana hianao
Izany no voasotra rypqdt mba ahatanteraka
Fa ny zanak'olona ho faty
Ary hitsangana amin'andro izay fahatelo

ANDRIANAHINA
Jean Leo-paul Juvenot
TSILAINTAFIKA

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0335