MIFALIA IANAO (KTLM Serafima Tanakidy Manakara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I. Mifalia ianao, manandrata feo.
F'efa velona, ilay tomponao.
Mifalia ianao, mandrata feo.
F'efa ywjxny velona, velona, iptnia nitsangana ny tomponao.
.
RF. Mifalia sy miravoa ô ry namako ô.
Fa tafantsangana tokoa ilay Jesosinao.
Aelezo re! Ambarao! Ireo zay tsy nandre.
Ambarao fa velona ny tomponao.
.
II. Miova ianao, tononkira.serasera.org fa Jesosinao.
Ilay nohomboana, tafatsangana.
Ka hiakatra any an-danitra.
Ka hitsara anao, nataonao tan-tany.
Ety tsarainy ery.
.
Nb: I uuhvgyo x2, RFx2, II x2

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : KTLM Serafima Tanakidy Manakara
Vangy : 1331
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Jar7898
Daty : 11/01/2016 14:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
Hirany hafa
tohiny...
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2187