Andao hihira (Faneva faha 10 taona) (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana maro nifandray, nifangaro,
Niara nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no tononkira.serasera.org hiderana anao,
Veleso ny aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fa ny tsiahy nandalo niserana,
Tao ny hafaliana feno fitiavana,
Nisy dhbq alahelo nandratra ny fo,
Tsy nandravanay izay nampiray
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no hiderana oazdxhio anao,
Veleso ny aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho evmepsni ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fotoana maro nifandray, nifangaro,
Niara nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana......!
A/C : Rimbona
©ILAYNANTENAINY
Niara nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no tononkira.serasera.org hiderana anao,
Veleso ny aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fa ny tsiahy nandalo niserana,
Tao ny hafaliana feno fitiavana,
Nisy dhbq alahelo nandratra ny fo,
Tsy nandravanay izay nampiray
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no hiderana oazdxhio anao,
Veleso ny aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho evmepsni ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fotoana maro nifandray, nifangaro,
Niara nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana......!
A/C : Rimbona
©ILAYNANTENAINY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : KTLM Firaisankina AntsirabeVangy : 812
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ilay7nantenainy
Daty : 22/12/2023 08:12
