Andao hihira (Faneva faha 10 taona) (KTLM Firaisankina Antsirabe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fotoana maro nifandray, nifangaro,
Niara nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no hiderana anao,
Veleso ny tononkira.serasera.org aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fa ny tsiahy nandalo niserana,
Tao ny hafaliana feno fitiavana,
Nisy alahelo nandratra ny fo,
Tsy nandravanay izay nampiray
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no hiderana anao,
Veleso ny aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory rnqcbbsn oawu fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fotoana maro nifandray, nifangaro,
Niara wcpst nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana......!
A/C : Rimbona
©ILAYNANTENAINY
Niara nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no hiderana anao,
Veleso ny tononkira.serasera.org aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fa ny tsiahy nandalo niserana,
Tao ny hafaliana feno fitiavana,
Nisy alahelo nandratra ny fo,
Tsy nandravanay izay nampiray
Andao hihira fihiram-baovao,
Valiha tory folo no hiderana anao,
Veleso ny aponga, tendreo ny gitara
Hanakoako ho ren'ny gasikara,
Miara-miventso, mitory rnqcbbsn oawu fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Miara-miventso, mitory fanahy,
Ka ndao ry lahy raha hiaraka aminay,
Fotoana maro nifandray, nifangaro,
Niara wcpst nihoby an'Andriamanitra
Firaisankina latsa-paka ao anaty
Io no mikolo ny fihavanana......!
A/C : Rimbona
©ILAYNANTENAINY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : KTLM Firaisankina AntsirabeHits : 789
Likes : 0 Like
Created by : ilay7nantenainy
Date : 22/12/2023 08:12
