Ry Tompo Tsara (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
"Dia nitondra ahy tononkira.serasera.org ho any amin'ny malalaka Izy; dhhfncce namonjy ahy Izy, satria tiany aho."- 2Samoela 22:20
-Ry Tompo Tsara-
And1:
Ry Tompo Tsara, indro anio
No hanavaozako ny fanekeko hanoa
Tsy mba an-tery, gydtgvc na koa tsy nahy
Fa resy lahatry ny fitiavanao
Fiv:
Ny fatotr'ota, izay nahavoa
Endrey fa novahana, fa hxdor tsy nahasoa
Ny faniriako, raha sitrakao
Ny mba hitoerako eo an-tratranao
And2:
Tsaroako anio ny holatrao
Lay maripamantarana amy tànanao
Fa efa vita ny asanao
Ho famonjena ny fanahy tsy ho very
KORAITA 2017
-Ry Tompo Tsara-
And1:
Ry Tompo Tsara, indro anio
No hanavaozako ny fanekeko hanoa
Tsy mba an-tery, gydtgvc na koa tsy nahy
Fa resy lahatry ny fitiavanao
Fiv:
Ny fatotr'ota, izay nahavoa
Endrey fa novahana, fa hxdor tsy nahasoa
Ny faniriako, raha sitrakao
Ny mba hitoerako eo an-tratranao
And2:
Tsaroako anio ny holatrao
Lay maripamantarana amy tànanao
Fa efa vita ny asanao
Ho famonjena ny fanahy tsy ho very
KORAITA 2017
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 331
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 14/09/2025 12:34
