Resy lahatra (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao. — Salamo 66 : 12
Resy lahatra
And 1:
Misaotra Anao tokoa zahay Ry Ray be fitia
Fa notahianao ka tratr'ity tombon'andro ity
Fitahiana mahatretrika tokoa
No narotsakao ho anay izao
Fiv:
Isan'andro isan'ora
Dia resy lahatra aho ry Tompo
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao
Ka saotra no atolotra
Ho anao zmdz ry jaonzh Tomponay
Ray mahery fa tratr'izao anio izao
And 2:
Ny tombon'andro zay mbola homenao tononkira.serasera.org anay
Ry Jeso Tompo ô, apetrakay eo ambanin'ny
Fahasoavanao hatrany ka tahio
Inty aho iraho aho Tompo ô
And 3:
Raha misy acgkw dera laza voninahitra
Dia aoka re ho anao irery ry Tompo tsara ô
Misandrata avo indrindra ianao ry Ray
Fa izany no mendrika ho anao
Koraita 2015
Resy lahatra
And 1:
Misaotra Anao tokoa zahay Ry Ray be fitia
Fa notahianao ka tratr'ity tombon'andro ity
Fitahiana mahatretrika tokoa
No narotsakao ho anay izao
Fiv:
Isan'andro isan'ora
Dia resy lahatra aho ry Tompo
Fa ny fahasoavanao no nahatoy izao
Ka saotra no atolotra
Ho anao zmdz ry jaonzh Tomponay
Ray mahery fa tratr'izao anio izao
And 2:
Ny tombon'andro zay mbola homenao tononkira.serasera.org anay
Ry Jeso Tompo ô, apetrakay eo ambanin'ny
Fahasoavanao hatrany ka tahio
Inty aho iraho aho Tompo ô
And 3:
Raha misy acgkw dera laza voninahitra
Dia aoka re ho anao irery ry Tompo tsara ô
Misandrata avo indrindra ianao ry Ray
Fa izany no mendrika ho anao
Koraita 2015
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 485
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 21/03/2025 21:12
