Resy lahatra (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao. — Salamo 66 : 12


Resy lahatra

And 1:
Misaotra Anao tokoa zahay Ry Ray be fitia
Fa notahianao ka tratr'ity tombon'andro ity
Fitahiana mahatretrika tokoa
No narotsakao ho tononkira.serasera.org anay izao

Fiv:
Isan'andro isan'ora
Dia resy lahatra aho ry Tompo
Fa euwce ny fahasoavanao no nahatoy izao
Ka saotra no atolotra
Ho anao ry Tomponay
Ray mahery fa tratr'izao tcfyfjm anio izao

And 2:
Ny tombon'andro zay mbola homenao anay
Ry Jeso Tompo ô, iriw apetrakay eo ambanin'ny
Fahasoavanao hatrany ka tahio
Inty aho iraho aho Tompo ô

And 3:
Raha misy dera laza voninahitra
Dia aoka re ho anao irery ry Tompo tsara ô
Misandrata avo indrindra ianao ry Ray
Fa izany no mendrika ho anao


Koraita 2015

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.962