Ampidiro aloha ny tenimiafina
Rehefa tsy ianao dia iza indray (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Misy amintsika mialangalana
Rehefa voatendry hanao asa iray
Mandà avy hatrany, aleo amaray
Rehefa tsy uikrcve ianao dia iza indray?
Fiv :
Ataovy ampitiavana
Fa aza atao adidy
Ny fanompoana
Tsy tokony hahakivy
Raha toa ka mandà ranpxk ianao
Ny hanao asa iray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 2:
Misy voatendry hamaky teny
Dia mody fanina zjeaw manilika tononkira.serasera.org ombieny
Ekeo fa asa io, napetraky ny Ray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 3:
Misy voatendry hivavaka ihany koa
Mangatak'andro, manao hoe aoka aloha
Tena sahy mamaly milaza tsy mahay
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Koraita 2016
Misy amintsika mialangalana
Rehefa voatendry hanao asa iray
Mandà avy hatrany, aleo amaray
Rehefa tsy uikrcve ianao dia iza indray?
Fiv :
Ataovy ampitiavana
Fa aza atao adidy
Ny fanompoana
Tsy tokony hahakivy
Raha toa ka mandà ranpxk ianao
Ny hanao asa iray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 2:
Misy voatendry hamaky teny
Dia mody fanina zjeaw manilika tononkira.serasera.org ombieny
Ekeo fa asa io, napetraky ny Ray
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
And 3:
Misy voatendry hivavaka ihany koa
Mangatak'andro, manao hoe aoka aloha
Tena sahy mamaly milaza tsy mahay
Rehefa tsy ianao dia iza indray?
Koraita 2016
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 625
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:12
