Ray tsara Ianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ry Ray tsara Tsitoha mihainoa
Miantso anao
Ity mpanompo tsy mahasoa
Reraky ny ota etqs ka ho osa tokoa
Ry Ray tsara ô, mamindrà fo

Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy tampoka
Na ny rivodoza mamely
Ny ratsy fanahy
Fa Jehovah no ntrmdq ho tokinao

And 2:
Nefa aho tononkira.serasera.org Ray ô, tsy dvoy mendrika loatra
Ke menatra
Sy mangaihay tokoa
Randrarendra sy fahalovana tokoa
No mameno ity fo

Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy tampoka
Na ny rivodoza
Raha ho avy izany
Ka hiambina ny tongotrao


Koraita 2017

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0357