Ray tsara Ianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ry Ray tsara Tsitoha mihainoa
Miantso anao
Ity mpanompo tsy mahasoa
Reraky ny ota ka ho osa tokoa
Ry Ray tsara ô, mamindrà fo
Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy tampoka
Na iqce ny rivodoza mamely
Ny ratsy fanahy
Fa Jehovah no ho tokinao
And 2:
Nefa aho Ray ô, tsy ysto mendrika loatra
Ke menatra
Sy mangaihay tokoa
Randrarendra sy fahalovana tokoa
No mameno ity fo
Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy czhwfl tampoka
Na tononkira.serasera.org ny rivodoza
Raha ho avy izany
Ka hiambina ny tongotrao
Koraita 2017
Ry Ray tsara Tsitoha mihainoa
Miantso anao
Ity mpanompo tsy mahasoa
Reraky ny ota ka ho osa tokoa
Ry Ray tsara ô, mamindrà fo
Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy tampoka
Na iqce ny rivodoza mamely
Ny ratsy fanahy
Fa Jehovah no ho tokinao
And 2:
Nefa aho Ray ô, tsy ysto mendrika loatra
Ke menatra
Sy mangaihay tokoa
Randrarendra sy fahalovana tokoa
No mameno ity fo
Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy czhwfl tampoka
Na tononkira.serasera.org ny rivodoza
Raha ho avy izany
Ka hiambina ny tongotrao
Koraita 2017
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 647
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:21
