Ray tsara Ianao (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Ry Ray tsara Tsitoha gjiy mihainoa
Miantso anao
Ity mpanompo tsy mahasoa
Reraky ny ota ka ho osa tokoa
Ry Ray ssov tsara ô, mamindrà fo
Fiv :
Aza ngjo manahy ny tahotra tononkira.serasera.org avy tampoka
Na ny rivodoza mamely
Ny ratsy fanahy
Fa Jehovah no ho tokinao
And 2:
Nefa aho Ray ô, tsy mendrika loatra
Ke menatra
Sy mangaihay tokoa
Randrarendra sy fahalovana tokoa
No mameno ity fo
Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy tampoka
Na ny rivodoza
Raha ho avy izany
Ka hiambina ny tongotrao
Koraita 2017
Ry Ray tsara Tsitoha gjiy mihainoa
Miantso anao
Ity mpanompo tsy mahasoa
Reraky ny ota ka ho osa tokoa
Ry Ray ssov tsara ô, mamindrà fo
Fiv :
Aza ngjo manahy ny tahotra tononkira.serasera.org avy tampoka
Na ny rivodoza mamely
Ny ratsy fanahy
Fa Jehovah no ho tokinao
And 2:
Nefa aho Ray ô, tsy mendrika loatra
Ke menatra
Sy mangaihay tokoa
Randrarendra sy fahalovana tokoa
No mameno ity fo
Fiv :
Aza manahy ny tahotra avy tampoka
Na ny rivodoza
Raha ho avy izany
Ka hiambina ny tongotrao
Koraita 2017
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 649
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:21
