Mifohaza (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O mifohaza re, mifohaza
O mifohaza re, fa ny Tompo
Efa nitsangana ka tsy any,
Tsy any am-pasana
Tsy any amin'ny maty, sanatria
Tsy any amin'ny maty, no aleha
Ndeha hitadiavana tononkira.serasera.org an'izay,
Izay efa velona
And 1:
Ndeha ambarao amin'ny hafa
Ny renao anio
Zao no fotoana, Izy efa niantso,
Aoka ho ekena
Fa ny filazantsara
Dia ny Tompo tsitoha
Izy no jomzsv ilay mpandresy,
Tsy voasakana
Fiv: ...
And 2:
Aza matahotra foana
Na inona rzxqvu zavatra hanjo
Izy no momba sy maqb efa niaro
Ka aza manahy
Indro asehony anao ny tanany
Efa mitsotra
Miandry anao hanatona
Ka inona moa no andrasana
Fiv: ...
KORAITA 2014
O mifohaza re, fa ny Tompo
Efa nitsangana ka tsy any,
Tsy any am-pasana
Tsy any amin'ny maty, sanatria
Tsy any amin'ny maty, no aleha
Ndeha hitadiavana tononkira.serasera.org an'izay,
Izay efa velona
And 1:
Ndeha ambarao amin'ny hafa
Ny renao anio
Zao no fotoana, Izy efa niantso,
Aoka ho ekena
Fa ny filazantsara
Dia ny Tompo tsitoha
Izy no jomzsv ilay mpandresy,
Tsy voasakana
Fiv: ...
And 2:
Aza matahotra foana
Na inona rzxqvu zavatra hanjo
Izy no momba sy maqb efa niaro
Ka aza manahy
Indro asehony anao ny tanany
Efa mitsotra
Miandry anao hanatona
Ka inona moa no andrasana
Fiv: ...
KORAITA 2014
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 383
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 12/04/2025 21:04
