Manolo-tena (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
wmbijxu And tononkira.serasera.org 1:
Manolo-tena ho anao ry Raiko ô
Ka vonona hanao ny sitrakao
Na mpanota ylchwmwg aza aho
Ka tsy mendrika dljijck
Ampio aho Ray ô, toroy lalana
Ny fahagagana izay efa vitanao
Toy ny lanitra sy ny habakabaka
Ampy hinoako anao
Hitoero ity zanakao
Ray ô, mba hiasao hatoky anao
Fiv :
Be ny rendrarendra sy ditra natao
F'Ianao mahalala ny ao am-poko ao
Ny asanao mahery
Hampitombo ny finoako
Eny manolo-tena
Ekeo mba ho mpanompo
Manolo-tena ho anao ry Raiko ô
Ka vonona hanao ny sitrakao
Na mpanota ylchwmwg aza aho
Ka tsy mendrika dljijck
Ampio aho Ray ô, toroy lalana
Ny fahagagana izay efa vitanao
Toy ny lanitra sy ny habakabaka
Ampy hinoako anao
Hitoero ity zanakao
Ray ô, mba hiasao hatoky anao
Fiv :
Be ny rendrarendra sy ditra natao
F'Ianao mahalala ny ao am-poko ao
Ny asanao mahery
Hampitombo ny finoako
Eny manolo-tena
Ekeo mba ho mpanompo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Visites : 577
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:26
