Manolo-tena (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org And 1:
Manolo-tena ho lnwzjoim anao ry Raiko ô
Ka vonona hanao ny sitrakao
Na mpanota aza aho
Ka tsy mendrika
Ampio aho Ray ô, pvrxsqm toroy syzak lalana
Ny fahagagana izay efa vitanao
Toy ny lanitra sy ny habakabaka
Ampy hinoako anao
Hitoero ity zanakao
Ray ô, mba hiasao hatoky anao
Fiv :
Be ny rendrarendra sy ditra natao
F'Ianao mahalala ny ao am-poko ao
Ny asanao mahery
Hampitombo ny finoako
Eny manolo-tena
Ekeo mba ho mpanompo
Manolo-tena ho lnwzjoim anao ry Raiko ô
Ka vonona hanao ny sitrakao
Na mpanota aza aho
Ka tsy mendrika
Ampio aho Ray ô, pvrxsqm toroy syzak lalana
Ny fahagagana izay efa vitanao
Toy ny lanitra sy ny habakabaka
Ampy hinoako anao
Hitoero ity zanakao
Ray ô, mba hiasao hatoky anao
Fiv :
Be ny rendrarendra sy ditra natao
F'Ianao mahalala ny ao am-poko ao
Ny asanao mahery
Hampitombo ny finoako
Eny manolo-tena
Ekeo mba ho mpanompo
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga)Hits : 504
Likes : 0 Like
Created by : Harijesy
Date : 28/11/2024 09:26
