Manolo-tena (Koraita (Fjkm Androva Vaovao Famonjena - Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Manolo-tena ho anao ry Raiko ô
Ka vonona hanao ny vvtkrwu sitrakao
Na mpanota aza aho
Ka tsy mendrika
Ampio aho Ray ô, toroy lalana
Ny fahagagana izay efa vitanao
Toy ny lanitra sy ny habakabaka
Ampy hinoako anao
Hitoero ity zanakao
Ray ô, mba hiasao hatoky anao

Fiv :
Be ny rendrarendra sy ditra natao
F'Ianao mahalala ny ao am-poko ao
Ny uqdesf asanao mahery
Hampitombo ny finoako
Eny cvfysyvy manolo-tena
Ekeo mba tononkira.serasera.org ho mpanompo

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.039