Mbola ity (kiady)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izy ilay nahary no hisaorana
Nanome ireo fotoana fy  tambarana sy nihaonana
Fiarahana , fifankatiavana mckkdw tsy ravan’ny taona ny antsika
Ho irian’olona fa tsy haniry sy hitsiritra

Dia tononkira.serasera.org mbola ity aho, mbola io ianao
Hiaraka hiaina fahasambarana vaovao
Irariana  hidongy toerana ny fifaliana maro
Amin’ny ho avy rehetra ,ny soa sy ny tsara no hifangaro

Mbola be pimmqbu no tiana hita sdoiq sy hiainana i aminao
Toa fohy toa lava , to Fy ny fiainana anilanao
Raha taona no isaina,tsy azo isaina amin’ny rantsatanana
Fa vetivety, tsy hitahita satria niainana ampitiavana

Nisy ambony, nisy ambany
Fombany ihany io aky
Izay nirodana aoka ho any
Fa tsy hisy haharesy ny fitia

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : kiady
Vangy : 816
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mozikaly
Daty : 04/03/2024 06:33
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0684