Ny any aminay (Kelly Rajerison)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sao, sao, aizkhgml
Sao sao dia mba mandalo any ianao
Mba mandalo any tononkira.serasera.org ianao.
Sao, sao,
Sao sao dia mba mahita azy ianao
Mba mahita azy ianao.

Eny e,
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray.

Voronkely tapak’elatra izy, hono hoe
Ka tsy naharenesana feo intsony,
Sady  koa very namana izy, hono hoe
Ka tsy nahita ny lalàna mody.

Eny e
Mahatsiarotsiaro ny any aminay e
Mahita anareo tonga aty indray
Veloma, hono hoe, indray andro any
Mbola hihaona indray
nippzoj ivxtyxas

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6789