mahereza mianatra (kamaly)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                                   MAHEREZA MIANATRA

mahereza mianatra antsika mpianatra a
aza mora kivy tsy afaka indray mandeha
tsy fahafaham-panadinana aza atao mahaketraka
mangala koa amaregna (2 fois)

aza kivy mahereza re
papanao mbola miantoka anao
miezaka ny hatafitanao kara olo-jiaby
aza kivy mahereza re
papanao mbola miantoka anao
mandra-pahavitan'ny fianaranao any ambony e

ny lova tsara indrindra dia ny fahaizana
mianatra mamindra vao mahay mandeha
tsisy olona ambon'ny tany tsy nianatra nahay
miezaka vao tafita

aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
miezaka ny hahatafita anao kara olo-jiaby
aza kivy qullhjwv mahareta re
mamanao rvdlqspf mbola miantoka anao
mandrapahavitan'ny fianaranao any ambony tononkira.serasera.org e

(feonkira)
aza kivy mahareta re
mamanao mbola miantoka anao
mandrapahavitan'ny
fianaranao any ambony wblzf e
                         A/C : KAMALY

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : kamaly
Visites : 634
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : kamaly12
Date : 21/02/2024 09:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0423