Hiara-Hidera (Joseph'son)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain E handao hiara-hideran'ny Tompo ooia *2
Handihy mangaliba ho Azy
Handihy tsapiky ho Azy ee
Handihy kilalaky ho Azy
Handihy salegy ho Azy ee
And 1 Derao amin'ny feo Izy
Derao amin'ny lamozika Izy
Derao amin'ny horakoraka
De asandrato ambony mkntzmxn ny tànana
And 2 Derao amin'ny dihy Izy
Derao amin'ny tsindrak'Izy ee
Derao amin'ny gzwjzla tehatànana
tononkira.serasera.org Ataovy manakohako be e
Jijy Fa Izy lay Ray mandrakizay
Andrianan'ny fiadanana
Andriamanitra mahery
Andriamanitra mahagaga
wacocfv Reo voromanidina sy mandady
De midera an'i Jesosy jiaby
Ny hazo any an'ala mikopakopaka
Ka ianao r'olombelona aza trotraka
Handihy mangaliba ho Azy
Handihy tsapiky ho Azy ee
Handihy kilalaky ho Azy
Handihy salegy ho Azy ee
And 1 Derao amin'ny feo Izy
Derao amin'ny lamozika Izy
Derao amin'ny horakoraka
De asandrato ambony mkntzmxn ny tànana
And 2 Derao amin'ny dihy Izy
Derao amin'ny tsindrak'Izy ee
Derao amin'ny gzwjzla tehatànana
tononkira.serasera.org Ataovy manakohako be e
Jijy Fa Izy lay Ray mandrakizay
Andrianan'ny fiadanana
Andriamanitra mahery
Andriamanitra mahagaga
wacocfv Reo voromanidina sy mandady
De midera an'i Jesosy jiaby
Ny hazo any an'ala mikopakopaka
Ka ianao r'olombelona aza trotraka
--------
Link:
Comments
Josephson85
(
29/03/2026 10:22)
Isaia 43 : 21 " izao olona noforoniko ho Ahy izao , no hanambara ny fiderana ho Ahy "
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Joseph'sonHits : 272
Likes : 1 Like
Created by : Josephson85
Date : 29/03/2026 10:12
