andriamanitry ny famonjena ahy (Joseph Dylan Parkinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ianao ilay fanaperana,ilay foko mitempo tsy azo ferana
efa nekeko ianao fa hiara-dia mandrakizay,hanefa ilay voady mandrakizay
betsaka ireo mpankahala ahy
nefa mihavoababonao ny foko sy fanahy
na ankahalaina aza aho,na ho simbain'izao sy izao
ny ahy tokana,n'iza n'iza handrava tsy azo hozongozonina aho
          
                ref:na sarotra na mora ny dia,izaho tsy manahy fa efa ambany elatrao
vatolampy ho ahy sy batery,fiarovana ho ahy
ianao ilay andriamanitry ny famonjena ahy


enjehina aho noho ny aminao jeso
tsy tian'izao tontolo izao fa hoe masina be
fahadalana ho azy ireo,fahendrena amin'ilay ray
ka noho izany ,aleo manao ny sitraky ny ray

             ref:na sarotra na mora ny dia,izaho tsy manahy fa efa ambany elatrao
vatolampy ho ahy sy batery,fiarovana ho ahy
ianao ilay andriamanitry ny famonjena ahy


ianao ilay andriamanitry ny famonjena ahy
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Joseph Dylan Parkinson
Hits : 123
Likes : 0 Like
Created by : Park3939
Date : 18/04/2024 20:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1724